Aza mierikerika

2 septembre 201818 h 44 min

lotaMbola tian’ny Tompo ianao matoa mbola hafaka mamaky sy mihaino ny teny zaraina eto. Tsy lany hamamina ny tenin’Andriamanitra. Tahakan’ny mpiazakazaka izaho sy ianao amin’izao lalan’danitra alehantsika izao. Eny ampiazakazahana eny dia betsaka ny zavatra mety hifanena ary mampierika, mamily ny fisainana tsara. Mendrika ny handova ny fanjakan’ny lanitra ve ny mpiherikerika? Ho kasihin’ny Fanahy Masina anie ianao androany hahalala ny sitrapon’Andriamanitra. teny netin’ny mpanompony rahalahy Ezekia