Toem-panahy mitombo amin’ny fahatsarana
15 novembre 202617 h 17 min
Mandrampiandry ny fotoana izay hihaonan-tsika amin’ny Jesosy dia mandalo fanamboarana mandrakariva. Tsy misy ny tanteraka fa ilaintsika ny manana fo mangetaheta ny hitombo amin’ny fahatsarana, hitovy tahaka an’i Jesosy. Sarotra raha amin’ny saina amin’ny maha-olombelona fa Jesosy mahay manova. Pastera Hezekia
