Miantso anao ny lanitra

23 novembre 20265 h 01 min

Impiry ianao no efa nandà ny tsy hihaino intsony ny tenin’Andriamanitra fa mbola avelan’Andriamanitra haheno ny fahamarinana ihany. Tampoka ny hihaonatsika amin’ilay efa nanolotra ny ainy teo amin’ny hazo-fijaliana. Tsy hifdianana na iza na iza fa izay rehetra mandray ny antso, manaiky an’i Jesosy amin’ny vavany fa Izy no zanak’Andriamanitra azy manaiky Azy amin’ny fony dia ho vonjena. Mety mbola tsy nandray ve ianao. Anio ny fotoana. tapao ny hevitrao. Pastera Naivo