Efa voasoratra ve ny anaranao?

9 novembre 20264 h 45 min

Efa fantatsika tsirairay avy fa ny fiafaran’izao dia antsika izao dia makany amin’ny fiainana mandrakizay. Mety efa nosaintsaininao ve ny hoe efa mba voasoratra ao an-dantra ny anaranao? Mety ho sarotra izany hoy ianao satria ny lanitra tsy hitan’ny maso ary ny boky dia toy izany koa. Fa Ilay efa nanolotra ny aina teo amin’ny hazo-fijaliana no hafaka manome toky fa voasoratra ao amin’ny boky ny fiainana ny anaranao. Pastera Naivo