Ny voa entin’ny filazantsara

2 novembre 20267 h 08 min

Entina handinihan-tena mandrakariva ny teny heno sy ré. Tsy lavina fa efa betsaka ny teny zaraina eto dia handinihantsika tena ho an’izay mazoto manaraka izao teny zaraina ny hoe mba efa nisy vokatra tsara teo amin’ny fiainanao ve ny fandrenesanao ny tenin’Andriamanitra. Ny teny dia alefa madrakariva fa isika koa dia tokony hanana hetaheta handray ilay teny velona. Pastera Hezekia