Raha ho avy anio alina Jesosy
25 octobre 202620 h 18 min
Mety imbetsaka no nahenonao ny teny hoe ho avy Jesosy. Ny fanotaniana anefa dia hoe efa niomana ve ianao? Ekena ny hoe tsy misy mahalala ny andro sy ny fotoana fa kanefa ny famantarana ny amin’ny fihaviana dia efa maro no tanteraka. Vanim-potoana manahoana ary izao fotoana izao. Ny azo ambara dia ny hoe atao isan’andro ny fihomanana. Tsy hisy intsony ny fisalasalana fa ho azonao ny loka farany. Pastera Naivo
