Toem-panahy arakan’Andriamanitra

5 mai 201920 h 31 min

learn-english-bibleMisaotran’ny Tompo indray isika nanomezany fotoana hifampizarana eto. Mananana ny fotoanany Andriamanitra amin’ny zavatra rehetra. Te hampianatra antsika lalin’dalina kokoa ny amin’ny fiarahana lalindalina aminy Andriamanitra androany. Manahoana ny fahafataranao an’Andriamanitra hatramin’izay? Tsy hain’ny fisainan’ny zanak’olombelona no manantona an’Andriamanitra raha tsy Izy Andriamanitra no mahampafatatra an-tsika ny maha-Andriamanitra Azy. Ny tohiny ve? Manasa anao aho hanaraka ny fampianarana androany. Miaraka amin’i Pasteur Adolphe