Inona no andrasanao an’i Jesosy

28 avril 201918 h 36 min

9b6d17f2da2304b342cae332eb5031a9
Ny Tompo anie hamangy ny tokatranonao indray androany. Tsy lany hamamiana ny tenin’Andriamanitra. Manasa anao indray ny Tompo androany amin’ny alalan’ny teny ho zaraina eto mba hitomboanao amin’ny fahasoavany. Misy zava-baovao mandrakariva ao amin’ny fanjakan’ny lanitra. Ny fanontaniana dia hoe fa maninona ianao no manaraka an’i Jesosy? Inona no andrasanao amin’i Jesosy? Teny nentin’ny mpanompony Pastera Adolphe