Mandeha araky ny fanahy

7 avril 201919 h 43 min

téléchargementMisaotran’ny Tompo fa mbola Izy no mitahiry antsika mbola hananan-tsika fotoana hifampizarana eto. Hitan’Andriamanitra io hetahetanao te hahazo anjara amin’ny ny tenin’Andriamanitra eto io. Ny Tompo anie hanome teny anao indray androany. Toriteny efa henontsika matetika ny amin’ny fifanoheran’ny nofo sy ny fanahy. Mbola te ampatsiahy antsika anefa ny Tompo androany ny hananan-tsika teo-mpanahy arak’Andriamanitra mandrakariva. Ny Fanahy Masina anie hitarika sy ampafatatra antsika tsirairay avy ny amin’zay làlana tokony halehantsika. Teny netin’i rahalahy Ezekia