Miverena indray

31 mars 201918 h 48 min

man-on-books-with-telescopeNy Tompo anie hamangy anao indray androany amin’ny alalan’ny tenin’Andriamanitra zay zaraina eto. Fotoana tokoa izao handinihan-tena indrindra amin’izao vanim-potoana izao. Raha mandinika ny taona lasa isika dia samy manaiky fa tao ny fahazotoana namonjy fivoriana ny andavan’andro tsy tapaka, eo koa ny alahady. Manahoana izany amin’izao fotoana izao. Mbola voatazona ve zany fahazotoana ara-panahy izany. Manentana anao indray ny tenin’Andriamanitra androany. Hatsangano izay efa rava. teny netin’i rahalahy Naivo