Tandremo ny lalanao

24 mars 201918 h 55 min

Temptation-56a1475c5f9b58b7d0bdc16c-5c2bbba046e0fb00010a4b41Ny Tompo anie hitahy ny tokatranonao androany. Nohon’ny fahasoavan’ny Tompo dia mbola hafaka mifampizara eto indray isika androany. Ny teny hozaraina androany dia momban’ny devoly sy ny fomba handavony ny kristianina maro. Manao fomba maro samy hafa ny devoly amin’izao fotoana izao mba hialan-tsika ao amin’ny lalan’ny fanjakan’ny lanitra. Betsaka ireo fampianarana maro samy hafa etsy sy ero kanefa tsy tena mitondra amin’ny fahamarinana. Te halala bebe kokoa ianao? manasa anao indray androany hanaraka ny toriteny nozarain’i rahalahy Hezekia