Hazony ny famonjena anao

17 mars 201920 h 05 min

bridgesoutofpovertyimageNy Tompo anie hitahy ity tokatrano ity indray androany. Tsy mitsahatra ny mampahery anao ny tenin’Andriamanitra. Mino aho fa betsaka amin-tsika no efa nahita fahasoavana tamin’ny alalan’ny toriteny zaraina eto ary mbola hitohy izany raha mino ianao. Mbola te-hitahiry anao ny Tompo androany. Mapatsiahy amin’ny alalan’ny teniny ny amin’ny famonjena izay efa namonjena anao. Sao dia variana isika e! Ny fiainana eto mandalo ihany fa ny mandrakizay no katsahana mialohan’ny zavatra rehetra. Teny netin’ny mpanompony rahalahy Emile