Manasa anao

16 mars 201910 h 32 min

Woman praying and free bird enjoying nature on sunset background, hope concept
Noho ny fahasovanan’ny Tompo dia manana sehatra isika tsirairay avy hizara fijoroana vavolombelona eto. Tsy ny eto frantsa ihany fa na aiza na aiza toerana misy anao manerana ny tany dia afaka mizara fijoroana vavolombelona eto ianao. Ny fomba hanatanterahana izany dia amin’ny fandefasanao feo na soratra. Raha feo dia feo eo amin’ny 10 na 15 mininitra eo, raha azonao atao dia asio anarana sy ny firenena misy anao. zany rehetra izany dia azonao alefa amin’ny adiresy mail jesosymamonjyfrance@gmail.com