Mino aho

10 mars 201920 h 05 min

leap-of-faith_724_482_80Ny Tompo anie hamangy atsika tsirairay avy any an-tokatrano any. Ady ny lalana tsy maintsy diavin-tsika amin’ity lalan-danitra ity. Tsy vitan’ny herin’olombelona na ny saina. Mety ao anatin’ny ady mafy ianao amin’izao fotoana izao, tsy misy fanantenana intsony. Kanefa mbola te hampahery anao indray ny tenin’Andriamanitra androany fa mbola hafaka manatena ianao amin’ny alalan’ny finoana. Teny netin’ny mpanompony rahalahy Naivo