Mandeha am-pinoana

3 mars 201919 h 31 min

leap-of-faith_724_482_80 Misaotra an’ny Tompo fa mbola eo ianao. Mety mafy sy sarotra ny zavatra nolalovanao nandrintra iny herin’andro lasa iny kanefa mbola tratra ity alahady ity indray ianao, zava-mahagaga izany. Ny teny entina am-paherezana anao androany dia ny amin’ny fianoana. Ny tenin’Andriamanitra dia mialaza fa  » Tsy misy azo atao ahazoana sitraka Aminy afa-tsy amin’ny finoana ihany ». Mety efa mahazatra anao zany teny izany kanefa raha mbola mahare ny toriteny izay ho zaraina eto ianao dia mbola te hitazaina anao amin’ny finoana Andriamanitra. Te-hampitombo ny finoanao Izy. Manasa anao hihaino ny teny netin’i rahalahy Naivo