Fiainana be dia be

24 février 201919 h 37 min

eternal-lifeNohon’ny famindrampon’ny Tompo dia mbola hafaka mizara aminao ny teny fiainana indray androany. Izaho sy ianao dia samy mahatsapa fa raha tsy nohon’ny famindrapon’Andriamanitra dia tsy maharitra amin’izao lalam-pamonjena izao isika. Nifidy ahy sy anao ny Tompo mba hananatsika fiainana feno fitsaharana ary ao aorinan’izao fiainanana izao dia fiainana be dia be. Mino aho fa te-hitombo amin’ny fahalalana ny zava-miafin’ny fanjakan’ny lanitra ianao. Manasa anao hanaraka ny teny nentin’ny mpanompony. rahalahy Ezekia