Ny Batisa

12 mai 201918 h 19 min

Baptism-740x493Misaotran’ny Tompo lehibe isika fa tsy diso anjara amin’ny sakafom-panahy izaho sy ianao. Manana teny ambara mandrakariva Izy amin’ny alalan’ny mpanompony. Te ampianatra an-tsika ny amin’ny batisa indray ny tenin’Andriamanitra amin’ity anio ity. Ny tenin’Andriamanitra dia milaza manao hoe  » izay mino sy atao batisa no hovonjena » mangetaheta ny amin’ny famonjena ve ianao? mba te-hanana anjara ao amin’ny fanjakan’ny lanitra. Mino aho fa fotoana amohazan’Andriamanitra ny fanirianao indray androany. Araraoty ny andro sy ny fotoana fa mandalo izao fiainana izao sy ny filana. Teny netin’i Pst Adolphe