Mitory amin’ny fahasahiana

19 mai 201919 h 07 min

bible-studyNy Tompo anie hampahery antsika indray amin’ity androany ity. Sarobidy ny tombon’andro omen’Andriamanitra an-tsika isan’andro. Ary mahazo tombony tahaka izany koa ianao androany. Te hanaitra an-tsika indray ny Tompo androany ho sahy hitory ny fahasoavan’ny Tompo. Manana hetaheta ny hampitombo ny fanjakan’ny lanitra ve hianao? Manana hafatra ho anao ny Tompo androany mba hampahery anao. Teny netin’i Pasteur Adolphe