Ny Fanahy Masina

16 juin 201918 h 40 min

fireholyspiritNy Tompo anie hamangy anao indray anio. Miarahaba ho an’ny Ray rehetra nahatratra ity andro ity. Ny Tompo anie hitahiry anao amin’izao làlana nofidinao izao rahalahy. Ny teny ho zaraina androany dia ny amin’ny Fanahy Masina. Tena ilain-tsika ry havana malala ny Fanahy Masina. Indrindra amin’izao andro farany izao. Jesosy dia nilaza fa  » Mahatsara anareo ny fialako  » mba hahafahan’ny Fanahy Masina miasa. Mbola te-haneho zavatra maro amin-tsika Jesosy raha mangetaheta an’izany ianao. Teny nozarain’i rahalahy Naivo