Ny Akanjom-panahy

23 juin 201919 h 21 min

Be-Holy-Step-8
Ny Tompo anie hitahy ny tokatrano tsirairay avy androany. Hitombo amin’ny fahasoavana anie ity tokatrano mampian-trano ny tenin’Andriamanitra ity. Te-hitaiza antsika amin’ny fahamarinana Andriamanitra. Araka ny tenin’Andriamanitra hoe Mba tsy hisy ho very izay rehetra mino azy fa hanana fiainana mandrakizay. Mba ho isan’izay mitoetra ao amin’ny fanasan’ny mpapakatra ny tsiraray ary mitafy ny fitafian’ny olona voahasa amin’ny fampakaram-badin’ny zanak’ondry. Liana ny amin’izany ve ianao. araho ny tenin’Andriamanitra izay ho zaraina eto. rahalahy Hezekia