Inona no avalintsika Azy?

7 juillet 201918 h 52 min

street preachingNy Tompo anie hikasika ny foko sy ny fonao androany. Matoa izao sy ianao mbola hafaka mifampizara eto dia nohon’ny famindrampon’Andriamanitra irery ihany. Inona no avaliko sy avalinao ny famonjena izay nomena maimaimpoana antsika? Manana andraikitra izaho sy ianao amin’izao fanompoana izao rahalahy sy ranabavy. Andao isika hanaiky ho fitaovana ho fitoriana ny filazan-tsara manomboka amin’ny toetratsika tsirairay mba handresy lahatra ny manodidina. Zarazaraina ny fanomezam-pahasoavana, Inona no azonao atao? teny netin’i rahalahy Hezekia