Ny Fiainam-bavaka

14 juillet 201918 h 48 min

life of prayerJesosy anie Hitahy anao androany. Nohon’ny fahasoavan’ny Tompo dia mbola tafahoana amin’ny alalan’ity tranok’ala ity isika androany. Ny hafatra androany dia ny hoe aoka havesatra ao anatiko sy ao anatinao ny fiainam-bavaka. Na aiza na aiza toerana misy anao androany dia tsy hisaraka amin’ny fiainam-bavaka ianao. Azo atao tsara ny manokana fotoana hivavahana na dia any amin’ny toerana fialan-tsasatra any aza. Mba ho voatahiry ilay fahasoavana izay nomena an-tsika dia ny famonjena. teny nentin’ny rahalahy Emile