Tery ny làlana

9 décembre 201819 h 27 min

1.1275700416.narrow-entranceMisaotra an’Andriamanitra mandrakariva isika fa tsy manadino an-tsika Izy. Na dia any an-tany lavitra aza ianao dia mbola mitsinjo ny fanahinao Izy. Tery ny làlana makany an-danitra. Mety efa renao matetika izany teny izany. Mety mbola tsy dia mahazatra anao koa. Anio dia te hamaptsiahy anao ndray ny Tompo hoe misy zavatra tsy maintsy afoy raha te hiditra ny fanjakan’ny lanitra. Tsy hafaka sady hanao ny sitrapon’ny nofonao ianao no hanao ny mahasoa ny fanahinao. Safidy anefa no omena anao. Teny nozarain’i rahalahy Ezekia