Azy ny fahefana rehetra

23 décembre 201820 h 22 min

Hand-God-431668Misaotra ny Tompo hatrany ny aminy tombon’andro omeny. Ny fotoana tahaka izao dia hametrahan’ny olona fanotaniana hoe fa maninona no ankalazaina ny Noely. Eny amin’ny fiaraha-monina eny dia betsaka ny mankalaza ny noely arak’izay fatany. Amin’ny fisotroana, filalaovana, fampifalifaliana ny ankohonana. Saingy vitsy no mahatsapa fa fandresena lehibe ho an’ny Kristiana ny nahaterahan’ny Mpamonjy, izay nomena ny fahefana rehetra hatrany an-danitra ka hatrety an-tany. Manasa anao hanaraka misy misy kokoa ny zava-miafina ny amin’ny nahaterahan’ny Mpamonjy. rahalahy Ezekia