Arotsahy amin’ny lalina

30 décembre 201820 h 12 min

cast the net Misaotra ny Tompo mandrakariva isika satria mbola manana teny ho zaraina amin’tsika Izy. Tsy lany hamamina ny tenin’Andriamanitra. Ny hafatra ho zaraina aminao andraony dia hoe Arotsahy amin’ny lalina ny aratonao. Mety manatrika zavatra sarotra ianao amin’izao fotoana izao na eo amin’ny fiainanao manokana na eo amin’ny dihanao aram-panahy. Mipetraka ny fanotaniana hoe aiza no faran’izao lala-tsarotra izao? Androany dia te hitondra teny fampaherezana anao indray ny Tompo. Arotsahy amin’ny lalina ny arato. Rahalahy Naivo