Izaho no voaloboka

6 janvier 201919 h 24 min

st-peter-and-lame-manNy Tompo anie homba anao mandrakariva. Miarahaba anao tratra ity taona vaovao 2019 ity izahay. Ho hery vaovao hanombohanao ity taona vaovao ity indray anie ny teny zaraina androany. Ny teny zaraina dia voalohany dia hoe tsy mahay manao na inona na inona isika raha misaraka amin’i Jesosy. ary ny tapany faharoa dia ny hoe Nozarazaraina ny fanomezam-pahasoavana mba samy hanana anjara amin’izany isika tsirairay. Fataro ary hoe aiza ny toerana misy anao ao anatin’izany. Teny nozarain’i rahalahy Hezekia