Tsy ny mofo iany

2 décembre 201820 h 09 min

eat the bibleMisaotra an’i Jesosy isika fa mbola nohon’ny fahasoavany no mbola afahan-tsika mizara eto. Ny tenin’Andriamanitra dia sakafo ho an’ny fanahin-tsika (aina ho an’izay mahazo azy). Hafaka mitondra anao ho amin’ny fahazavana ny tenin’Andriamanitra. Manome hery koa ny tenin’Andriamanitra ary sabatra ho an’ny fanahy. Feno raha izay no azo hilazana azy. Ao aminy ny zavatra ilainao rehetra. Manasa anao hianatra bebe kokoa ny amin’ny tenin’Andriamanitra amin’ny alalan’ity tenin’Andriamanitra ity. Rahalahy Ezekia