Taranaka voafidy

25 novembre 201819 h 42 min

anointing-291x300Manana ny hevitra hieverana anao Andriamanitra androany. Tsy tonga tonga ho azy ny fahenonao ity toriteny ity fa fampianarana lehibe ho anao. Ho amin’ny fitombohana ara-mpanahy. Olona nofidiana ianao ary malala eo imason’Andriamanitra. Tsapanao ve fa saorbidy eo anatrehan’Andriamanitra ny fisianao? Betsaka ny olona tena mbola ao anatin’ny aizina ary tsy mahita lalana hivoahana fa ianao nahazo tombony androany satria efa nampahitana ny mazava. Rahalahy Naivo