Hianareo no fanasina

18 novembre 201819 h 53 min

spying-through-window-with-magnifying-glassMisaotra ny Tompo avo indrindra isika fa mbola manana teny ambara aminao foana ny Tompo. Nalefa eny amin’izao tontolo izao eny isika mba ho vavolombelon’i Kristy. Ilay nanova an-tsika. Ny fanotaniana dia hoe mba manahoana re isika tsirairay eny amin’ny fiaraha-monina eny e! Isika no fanasin’ny tany, fa raha ny sira no tonga matsatso dia inona intsony no maha sira azy? Izao sy ianao no dinihin’ny fiaraha-monina misy antsika eny. Manomboka ao amin’ny tokatrano dia izay vao mivoaka any ivelany. Mba efa resy lahatra ve ny manodidina anao hoe tena misy Jesosy ny fiainanao. Andao ary samy handin-tena isika. Rahalahy Naivo