Teom-po araka an’Andriamanitra

29 juin 202516 h 13 min

Ny fahasoavan’ny Tompo hatrany ho amin’ny tokatrano tsirairay. Mbola hamafisintsika ny fotoana hanomanan-tsika ny fo amam-panahy mba ho vonona amin’ny fotoana rehetra. Ka na inona mitranga dia fo madio sy fanahy madio no enti-tsika hihaona amin’i Jesosy eny amin’ny rahon’ny lanitra. Teny nentin’i Pastera Hezekia