Angatak’andro ve?
6 juillet 202519 h 41 min
Ny fahasoavan’ny Tompo anie ho amin-tsika mapanaraka tsirairay avy. Mbola tsy tapitra ny lalana ry havana dia mbola maniraka ny mpitondra hafatra Jesosy Hanaitra antsika indray mba ho vonona mandrakariva. Ny hafatra androany dia ny hoe aza angatahana atao ho rahampitso izay heverina ho vita anio. Mba tsy hialantsika amin’ny fanenenana any ahoriana satria tokony natao kanefa nangataka andro. indrindra ny eo amin’ny aram-panahy. Satria miazakazaka ny fotoana ry havana. Tsy hafaka hiandry antsika. Teny nentin’i Pastera Naivo
