Teom-panahy araka an’Andriamanitra
30 mars 202519 h 13 min
Ny fahasovan’ny Tompo hatrany anie ho amiko sy ho aminao androany. Tsy ho fahazarana no hifampizarantsika eto fa ho fifampitaizana ho amin’ny toem-panahy araka an’Andriamanitra. Meteza ho kasihin’ny Fanahy Masina izaho sy ianao androany. Mety efa hafatra fandrehanao fa Jesosy anie hampitombo ny fahasoavany aminao. Ho avaozina indray ny toempotsika androany mba ho vonona amin’ny fotoana rehetra. teny nentin’i Pastera Naivo
