Bokin’ny apokalipsy andro-12
6 avril 202516 h 18 min
Ny fahasoavan’ny Tompo hatrany anie ho amin’ny tokatrano tsirairay avy. Mbola mitohy hatrany ny fanambarana ny amin’ny bokin’ny Apokalipsy ary ny loha-hevitra androany dia ny amin’ilay vehivavy janga sy ny faharavan’i Babylona lehibe. Ny lesona ho rainsina androany dia ny hoe mangataka ny Fanahy Masina isika mba tsy ho voafitaky ny fampianarana maro samy hafa hitondra antsika amin’ny fahaverezana ary hazoto angataka isika mba ho tehirizin’i Jesosy amin’ny fampianarana izay efa nozarainy tamintsika. Teny nentin’i Pastera Hezekia
