Mifohaza ianao izay matory

23 mars 202517 h 08 min

Ny fahasoavan’ny Tompo hatrany anie hoa amin’ny Tokatrano mandray ny teny zaraina androany. Mbola noohon’ny alehiben’ny famindrampon’Andriamanitra no afahantsika mahazo teny fampaherezana androany. Ny teny androany dia ny amin’ny Fifohazana. Ao anatin’ny fotoana hanompon-tsika an’Andriamanitra tokoa dia mety misy fotoana mandalo torimaso na ara-nofo na aram-panahy. Mety nohon’ny faharerahana nohon’ny zava-misy sy ny olana maro samy hafa hatrehantsika faandroany dia tonga aminao ny tenin’Andriamanitra ny hifoazanao mba hisehoan’ny voninahitr’Andriamanitra. teny nentin’i Pastera Emile