Mpitarika diso
17 mars 20257 h 47 min
Ny fahasoavan’ny Tompo anie ho amintsika tsirairay avy hatrany. Tia anao Jesosy matoa ianao mbola afaka manaraka tsy tapaka ny teny zaraina eto. Ny teny zaraina androany dia ny amin’ireo mitsangana ho mpitarika kanefa mitondra amin’ny lalana tsy izy. Mia maro izany amin’izao vanim-potoana hiainantsika izao. Ary ny manaparitaka azy ireny dia ireny tambajotra sosialy izay fampiasantsika matetika ireny. Azamety ho fitahina isika ry havana fa tsy ho amin’ny tsara no hiaviany fa ny hanimba antsika. Teny nentin’i Pastera Hezekia
