Tarihin’ny fanahin’Andriamanitra

20 mars 202212 h 56 min

Misaotran’ny Tompo fa mbola nomeny tombon’andro indray androany hafaka mizara ny teniny eto. Mbola mahatahiry anao Jesosy ary hatramin’ny farany, Haleloia! Ny teny zaraina androany dia ny amin’ny fitarihan’ny fanahin’Andriamanitra. Raha mandinika eny amin’ny tontolo misy antsika eny isika dia mahita fa ny zavatra rehetra dia misy mitarika. na eny aminy biby na ny olona. Rehefa vondrona vitsy na maro eny fa na dia tokana aza dia misy mitarika ao. Indrindra fa ny tenatsika ao anatin’ny fanompoana an’Andriamanitra. Inona na Iza no mitarika anao??? Araho ny teny zaraina fa mety mahasoa ny fanahinao. teny nentin’i Pastera Rivo