Ny fahatahorana an’i Jehovah

27 mars 202216 h 28 min

Ny fahasohavan’ny Tompo anie ho aminao izay manaraka indray androany. Tsy diso anjara ianao ry havana malala. Ny teny zaraina androany dia ny amin’ny fahatahorana an’Andriamanitra. Araka ny tenin’Andriamanitra dia ny fahatahorana an’i Jehovah no voaloham-pahendrena. Rehefa nanantona an’Andriamanitra isika dia nampahafatariny antsika ny fahendreny mba hahalalatsinka azy bebe kokoa. Tena zava-dehibe ny fahalalana araka ny fanahy mba hahaizan-tsika mandeha araka ny sitrapon’Andriamanitra. Manasa anao hanaraka ny teny nentin’i Pastera Naivo