Fr fariseo, Sr …

3 avril 202216 h 32 min

Ny fahasoavan’ny Tompo anie ho amin-tsika tsirairay avy indray androany. Misaotra an’i Jesosy fa mbola notehiriziny ianao. Manasa antsika indray ny tenin’Andriamanitra androany handinika ny tenatsika. Mety efa ela ianao no nanaraka ny Tompo, mety mbola vao haingana iany koa. Mety efa mpitondra fiangonana ianao, mety mpino tsotra ihany koa. Manahoana ny toe-mpotsika tsirairay avy androany. Tena fo vaovao ve sa fo mbola misy fiantsaram-belatsihy. Fa tsy manana anjara ao amin’ny fanjakan’ny lanitra ny mpiatsara velatsihy. Manasa anao ary hanaraka ny teny nozarain’i Fr Hezekia