Tandremo ny lela

23 septembre 201818 h 45 min

the tongueTsara ny Tompo ary mpanao ny tsara Izy. Ny teny zaraina androany dia momba ny lela. Ny lela dia ratsana kely eo amin’ny vatan’olombelona kanefa tsy voafehin’ny zanak’olombelona. Iza no mahafe ny lela? Betsaka ny zava-dratsy ateraky ny lela eo amin’ny fiainan-tsika an-davan’andro, manomboka amin’ny lainga sy fitaka madinika ary mety miafara hatramin’ny fanampotehana fiainan’olona iray eny mety hiafara hatramin’ny fahafatesan’io farany io. Mbola mety manana olana na voafatotra ny zavatra maro ve ny lelanao? Te-hanafaka anao ny Tompo androany. harao ny teny nozaraina androany. Rahalahy Naivo