Tandremo ny fanahy mamitaka

15 avril 20247 h 18 min

Ny fahasoavan’ny Tompo anie ho amin-tsika tsirairay avy. Nohon’ny halehibe’ny fitiavana dia mbola hafaka mahazo anjara indray izao sy ianao androany. Vanimpotoana sarotra no lalovatsika amin’izao fotoana izao. Eny, mety hoe milamina ety ivelany kanefa tsy maintsy misy ny ady ao anaty satria tsy mipetrapetraka ilay fanahy mpamitaka ary mampiasa mpaminany maro hamitaka antsika tsy handova ny fianana mandrakizay. Ny hafakatra dia hoa  » Aza mety ho fitahina ianareo, fa hisy mpaminany sandoka « . Ary aza mievitra ianao fa hoe efa nofodina dia tsy ho lavo fa ianao indrindra no kendren’ny faniriny. Teny nentin’i Pastera Naivo