Bokin’ny apokalipsy andro-7

7 avril 202416 h 31 min

Ny fahasoavan’ny Tompo hatrany anie amin’tsika tsirairay avy. Misaotran’ny Tompo fa mbola hafaka mifampizara eto indray isika. Tamin’ny paska moa dia ialana tsiny ny tsy nahafahana nizara teto ho anao izay tsy hafaka nanaraka mivantana na tsy mivantana tamin’ny facebook. Mitohy ny famoasaboasan-tsika ny bokin’ny apokalipsy. Ny amin’ity androany ity dia ny amin’ny fampiankarana sy ny fitsofana ny trompetra fito. Andro anahoana re izany e? aza mieritr’eritra eo rehefa ho avy izany fotoana izany vao hino ianao fa marina ny baiboly fa mety ho hanenina ianao hoe fa nahoana no tsy nino aho taloha. Mbola manome fotoana hanatonantsika azy Jesosy ary izao izany fotoana izany ka araraoty. teny nentin’i Pastera Ezekia