Ny voninahitra ho an’Andriamanitra irery ihany

24 mars 202417 h 16 min

NY fahasoavan’ny Tompo anie ho anao izay manaraka tsy tapaka izao fandaharana izao. Marina amin’ny teniny Andriamanitra, Moa efa nilaza Izy ka tsy nefainy. Ny zarain-tsika androany dia fijoroana vavolombelona vitsy vitsy entina ampaherezana anao indray. Mino aho fa tsy ho diso anjara ianao androany.