Ny fihetseham-po diso

21 mars 20248 h 24 min

Ny fahasoavan’ny Tompo hatrany anie ho amin’ny tokatrano tsirairay avy. Ny teny fampaherezana ho entina amin-tsika indray androany dia ny amin’ny fihetseham-po indrindra eo amin’ny fanataterahana ny asan’Andriamanitra. Ny tsy fahaizan-tsika mamehy ny fihetseham-po dia mitarika zavatra ratsy maro eo amin’ny fiainantsika toy ny hatezerana tafahoatra ary mety ho lasa lavitra aza izany, Izay nahatonga an’i Kaina namono ny rahalahiny nohon’ny fialonana. Tsy hafaka ny hahahomby isika raha mbola fehezin’ny fihetseham-po. teny nentin’ny Pastera Emile