Bokin’ny apokalipsy andro-8

22 avril 202410 h 15 min

Ny fahasoavan’ny Tompo anie ho amin-tsika hatrany. Manana teny hambara mandrakariva amin’tsika Andriamanitra ka manome fotoana indray hifampizarana eto. Mitohy ny fizarana ny bokin’ny Apokalipsy izay manaitra antsika amin’ny toe-javatra hiainantsika amin’izao fotoana izao. Fiomanana mba samy ho lasa isika amin’ny fotoana hisehoan’i Jesosy Kristy eny amin’ny rahon’ny lanitra handray ireo izay efa vonona. Fa ny tavela dia ho fijaliana eto na dia tsy handray ny mariky ny biby dia aza ianao. Teny nentin’i Pastera Hezekia