Fihaonana mitondra vokantsoa

28 avril 202416 h 36 min

Ny fahasoavan’ny Tompo anie ho amin-tsika tsirairay avy hatrany. Tena zava dehibe ho antsika mpnanaraka ny teny zaraina eto ny fahazotoana antsika mihaino ny tenin’Andriamanitra satria sady famelombelomana ho anao izany no mitondra fahazavan-tsaina ihany koa. Ny teny zaraina androany dia ny amin’ny fihaonana mitondra vokantsoa. Raha nihaona tamin’Andriamanitra I Jakoba dia tsy nanaiky izy raha tsy nahazo ny anjarany. Isika dia mino fa izay mino fa Andriamanitra dia mamaly soa izay mazoto mitady azy. Isika ihany koa dia tokony ho loharanom-pahasoavana ho an’ny manodidina ka ny fihaonan’ny manodidina amin-tsika dia mitondra vokantsoa eo amin’ny fiainan’izy ireny. teny nentin’i Pastera Rivo