Bokin’ny apokalipsy andro-8
5 mai 202416 h 26 min

Ny fahasoavan’ny Tompo anie ho amin’tsika hatrany. Zava-dehibe ny fiezahan-tsika amin’ny fanompoanan’Andriamanitra satria dia misy valimpitia ireny amin’ny fotoana izay hialantsika ety amin’ity zao tontolo izao ity. Ny lohahevitra androany dia ny hoe Ho avy Jesosy. Tsy angano fa efa voalamina araka ny nahatongavany hitondra ny famonjena no hiaviany indray haka izay efa niomana. Mba efa nisaina izany va isika ary efa mba niomana ny amin’ny andro izay tampoka sady haingana indrindra? teny nentin’i Pastera Hezekia