Bokin’ny apokalipsy andro-9
28 mai 20249 h 01 min
Ny fahasoavan’ny Tompo anie ho amin’ny tokatrano tsirairay avy. Mandroso hatrany ny fianaran-tsika ny amin’ny bokin’ny apokalipsy. Entina mandrakariva hitondrana fanairana fa mandeha any amin’izay efa nanoratana azy ny fivoaran’ny toe-draharaha manerana izao tontolo izao. Mba hahatonga antsika hiomana mandrakariva satria tsy misy mahalala na ny ora na ny minitra fa isika dia ho vonona mandrakariva. Ny amin’ny tempoly fahatelo any Jerosalema sy ny mpaminany roa no ho resahan androany. Teny nentin’i Pastera Ezekia
