Tanana manompo an’i Jesosy

22 février 20248 h 59 min

Ny fahasoavan’ny Tompo hatrany ho amin-tsika manaraka ny teny zaraina eto. Betsaka ny zavatra azontsika ampiasana ny tanantsika kanefa izy reny dia misy zavatra mitondra loza eo amin’ny fiainantsika satria manohitra ny fahamarinana. mampahery antsika indray ny tenin’Andriamanitra androany ampiasa ny tananantsika ho fitaovan’ny fahamarinana ary hitondra fahasoavana ho anao ihany koa izany. teny nentin’i Frere Tiana