Ho mpiara miasa

15 février 20248 h 31 min

Ny fahasoavan’ny Tompo hatrany anie ho amin-tsika tsirairay avy izay manaraka ny teny zaraina eto. Teny entina handiniantsika tena no entina eto androany. Dia ny amin’ny olona izay mangetaheta fifohazam-panahy. Tahaka an’i Elisa izay nitady fahefana avy tamin’i Elia satria notendrena izy hanoy ny asan’i Elia. Ampisain-tsaina atsika ny hoe misy heta heta ve ao anatintsika ao ny amin’ny asan’Andriamanitra. Teny nentin’i Pastera Rivo