havaozina izay efa tonta

11 février 202417 h 18 min

Ny fahasoavan’ny Tompo ho anao hatrany. Faly mandray ny tokatrano tsirairay izay mampian-trano izao toriteny zaraina eto izao. Mino aho fa samy omen’Andriamanitra ny anjarany avy isika tsirairay avy. Ny hafatra androany dia ny hoe havaozina izay rehetra simba sy rovitra eo amin’ny fiainam-panahintsika. Tsy hafaka hametraka zavatra vaovao ao anatin-tsika Jesosy raha tsy havaozina ilay fo ao anatin-tsika. Izay no hitondra vokatra tsara eo amin’ny fanompoana rehetra ataontsika. Teny nentin’i Pastera Emile